Sadoseo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Sadoseo]]''' na '''Sadoseanina''' dia ireo mpikambana amin'ny antoko iray amin'ny efatra lehibe amin'ny firehan'ny [[fivavahana jiosy]] tamin'ny [[Andro Taloha]] tao [[Jodea]] tamin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. sy taonjato voalohany taor. J.K. Tsy inoany ny [[fitsanganan-ko velona]]. Tsy ekeny koa ny lovatsofin'ny [[Fariseo]] izay maneho fomba fijery ntaolo kokoa ny lalàna sy ny fivavahana.
 
== Ny anarany ==