Nazôreana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''NazoreanaNazôreana''' na '''Nazareana''' dia vondrona ara-pivavanana [[jiosy mesianika]] tsy dia fantatra loatra, izay fanta-pisiana tamin'ny taonjato voalohany. Ity vondrona ity dia manaiky an'i [[Jesosy]] ho [[Mesia]] nefa manaja ny lalàm-pivavahan'ny Jiosy. Tsy mino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy anefa izy ireo. Atao hoe ''Ναζωραῖος'' / ''Nazôraios'' izy ireo amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa נוצרים / ''Notzrim'' amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
 
Taty aoriana dia niantsoana antoko na sekta [[jodeo-kristiana]] niaina tamin'ny taonjato faha-4 izay nitandrina fatratra ny [[Lalàn'i Mosesy]] sy nino ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy ny anarana hoe ''Nazareana'' na ''NazoreanaNazôreana''. Tsy nanaiky ny [[Epistilin'i Paoly]] izay mampianatra ny tsy tokony hitandremana ny Lalàna jiosy izy ireo.
 
== Jereo koa ==