Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Nanitatra |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Fikambanana''' '''Apokalypsy''' '''eto''' '''Madagasikara''' (FAM) dia fikambanana na fiangonana natsangan'i Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné tamin'ny taona 1996. Mifototra manokana amin'ny fanazavana sy fampianarana ny misiterin'ny bokin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalypsy]] ny fikambanana. Roa lahy tamin'ny voalohany ny mpianatra ary avy eo niitatra tamin'ny olona maro be manerana an'i [[Madagasikara]]. Ny hitory amin’ny olona rehetra maneran-tany ny Fanambaràn’i Jesosy Kristy voarakitra ao amin’ny Bokin’ny Apokalypsy no antom-pisian’ny FAM. Ny ampahafolon-karen’ny mpikambana no amatsiana vola ny hetsika sy ny asa rehetra karakarain’ny FAM. Rehefa niitatra any ivelan'i Madagasikara io fiangonana io dia niova anarana ka atsoina hoe '''Fiangonana Apokalypsy Maneran-tany''' (FAM).
== Tantarany ==
I Mailhol André Christian Dieu Donné, dia mpino katôlika sady mpivarotra eny amin'ny sisin'arabe talohan'ny nanorenany ny fiangonany tamin'ny taona 1996. Nilaza izy fa nahazo ny antson'Andriamanitra tamin'ny taona 1991 izay nandefa azy ho iraka hitory ny [[Bokin'ny Apokalipsy]]. Raha mbola tsy pastora izy dia efa nanomboka nampianatra ny Bokin'ny Apokalypsy niaraka tanin’ny namany roa tamin’ny taona 1993. Nanomboka namoaka ny fampianarany tamina fampielezam-peo tsy miankina izy tao Antananarivo tamin’ny taona 1994. Nisy fotoana nitsaharan’izany fampianarana izany nefa nisy fotoana nitohizany koa. Nanomboka nanao vondrom-bavaka sy fianarana isan-kerinandro i Mailhol tao Antananarivo ka lasa fikambanana izany afaka iray taona. Niorina amin’izay ny ''Association des Etudiants du Livre Prophétique de la Bible'' tamin'ny
== Fampianarana sy fanambaràna ==
Andalana faha-10:
== Ny mpino ao amin'ny FAM ==
Mitory teny amin'ireo tsy mbola kristiana ny FAM ka maro no voataona hiditra ao aminy. Maromaro ihany koa anefa ireo avy amin'ny "fiangonana zokiny" toy ny Fiangonana katôlika sy ny Fiangonana protestanta tranainy izay voasarika ao. Izany dia vokatry ny hetahetan'ny mpino hahalala bebe kokoa ny [[Soratra Masina]], indrindra ny
== Ny fanompoam-pivavahana ==
Amin'ny andro Asabotsy (izay antsoiny hoe Sabata) no ivavahan'ny mpino ao amin'ny FAM. Misy ny vavaka sy ny fampianarana ary ny toriteny ary ny vavaka. Misy ny fanentanana amin'ny alalan'ny hira sy mozika ary ny dihy. Tanterahina koa ny fandoavana ny [[ampahafolon-karena]] izay tantazana amin'ny harona lehibe maromaro, sady anantenana ny firotsahan'ny fitahian'Andriamanitra, izay tsy andrasana aorian'ny fahafatesana any an-danitra fa mirotsaka ety an-tany; tsy an-tery anefa izany.
== Jereo koa: ==
|