Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-5:
 
== Fampianarana sy fanambaràna ==
Miavaka ity fiangonana ity amin'ny fanalana [[devoly]] amin'ny alalan'ny fanondrona amin'ny fanondro sy ny faminaniana navoakan'ny Pasiterapasitera Mailhol: fialan'ny Prezidaprezida [[Ratsiraka Didier Ignace|Ratsiraka]] teo amin'ny fitondrana, fiverenany teo amin'ny fitondrana, fametrahan'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara|FFKM]] an-d[[Ravalomanana Marc|Ravalomanana]] eo amin'ny fitondrana, fanonganam-panjakana amin'ny 2009, fitondrany ny fanjakana aorian'ny 2013, anisan'ny mampiavaka ny Fiangonana Apokalypsy ihany koa ny fanazavana momba ny andro nahafatesan'i [[Jesoa na Jesosy|Jesosy Kristy]] dia ny antsasaky ny herinandro ([[Alarobia]]) araka ny fanazavan'ny Pasitera Mailhol.
 
Amin'ny ankapobeny dia hita ho manambatra ny fampianarana sasany avy amin'ny [[adventisma]] sy [[evanjelisma]] ny FAM.
 
== Jereo koa: ==