Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Loharano
Andalana faha-15:
 
=== Fananana ivontoerana momba ny ekiomenisma ===
Manana toeram-piofanana momba ny [[ekiomenisma]] ny FFKM, dia ny Ivontoeram-Pampianarana Ambony momba ny Ekiomenisma (IPAE). Efa tamin'ny taona 2015 no fanorenana izany ivontoerana izany izay natao ho tsangambaton'ny faha-35 taonan'ny FFKM<ref><small>Izao no filazan'ny gezety [http://tiatanindrazana.com/pages/modules.php?id=16158 ''Tia Tanindrazana'' azy tamin'ny 28/01/2015]: "Hofaranana amin' ity taona 2015 ity ny fankalazana ny faha-35 taona niorenanan' ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara. Efa natomboka tamin'ny taon-dasa 2014 ny fanamarihana ary hitohy indray amin'ny volana jona izao eto Antananarivo. Ny tanànan’Antsiranana kosa no handray ny fotoam-pamaranana amin’ny volana novambra 2015. Ho tsangambatom-pisian’ny FFKM hatramin’ny taona 1980 nijoroana teto amin’ny firenena kosa ny fananganana ny Ivontoerana misahana ny fiombonam-pinoana. Foibe natokana hanovozam-pahalalana ho an’ireo kristianina maniry ny handalina bebe kokoa ny momba ny ekiomenisma izy io. Tsy natao hifamono ireo fiangonana efatra mpikambana ao amin’ny FFKM fa mijoro hifamelona sy hifanaiky ka hifampizara traikefa mba ho modely fakan-tahaka eo anivon’ny fiarahamonina, araka ny fanazavana nomen’ny filoha vaovao, ny mpitandrina Rasendrahasina Lala."</small></ref>. Tamin'ny 01 Jolay 2019 no nivoaka ny andia-mpianatra voalohany nahazo ny maripahaizana licence miisa 23 izay nisalotra ny anarana hoe "Miombona", ka tao amin'ny Sekoly seminera katolika ao Faliarivo Ambanidia ao Antananarivo no namoahana azy ireo.
 
== Ny zavatra mbola tsy mamparisika ==