Manikeisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Mani.jpg|vignette|348x348px|Sarin'i Manỳ]]
Ny '''manikeisma''' dia fivavahana naorin'ilay Persiana atao hoe Manỳ tamin'ny taonjato faha-3. Izany fivavahana izany dia fifangaroan'ny [[zoroastrisma]] sy ny [[bodisma]] ary ny [[kristianisma]]. Ankehitriny dia atao hoe manikeisma ny fiheverana na ny fihetsika manatsotra zavatra izay mamaritra sy manasaraka sy ny Tsara sy ny Ratsy. Nandray zavatra be dia be tamin'ny [[gnostisisma]] ny manikeisma. Ny ivon'ny fampianaran'ny manikeisma dia ny fizarany izao rehetra izao ho roa ([[doalisma]]), ahitana ny fanjakan'ny Tsara (atao hoe fanjakan'ny Fahazavana) izay anjakan' Andriamanitra, sy ny fanjakan'ny Ratsy (na fanjakan'ny Haizina) izay anjakan'i [[Satana]].
 
== Tantaran'i Manỳ sy ny manikeisma ==