Wikipedia:Vangovango: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
111111
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny111111 '''vangovango''' (''stub'' amin'ny fiteny anglisy), eto amin'ny wikipedia, dia lahatsoratra tsy dia nofenoin'ny mpandray anjara. Ny vangovango dia lahatsoratra tenenina hoe "fohy" : kely dia kely ny fampahalalàna omen'ny vangovango, ary mety dika fotsiny ny
azavainy. Na dia izany, manana fahafahana ny vangovango, raha tena manana ny toerany ato amin'ny raki-pahalalàna ilay vangovango na tsia : ny tanjona tokony ho takarina izany dia manatsara ny vangovangon'i Wikipedia mba ho lahatsoratra tsara natomboka. Mahazo manamboatra vangovango iray ny mpandray anjara, na mameno - io ny sokajy voalohan'ny lahatsoratra mety ho vita.
 
Afaka manao sy manatsara vangovango daholo ny mpikambana rehetra eto.