Fampianaran-diso (fivavahana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Galileo before the Holy Office.jpg|thumb|280px|Galileo Galilei dia voaheloka amin'ny heretika]]
Ny '''fampianaran-diso''' na '''finoan-diso''' na '''herezia''' na '''heresia''', raha ara-tantara, dia fampianaram-pinoana izay heverin'ireo ao amin'ny fivavahana arahin'ny maro anisa, na ao amin'ny fivavahana ofisialy, fa mifanohitra amin'ny fampianarana marina tena izy (izay atao hoe ''ortodoksia''). Nampiasaina indrindra ny teny hoe ''heresia'' tamin'ny tantaranan'ny fivavahana kristiana hanoherana ireo manao fampianarana (doktrina) na [[tenim-pinoana]] (dogma) momba an'i [[Jesosy|Kristy]] sy ny [[Trinite]] na lohahevitra hafa tsy mifanaraka amin'izay tapaka amin'ny [[konsily]], indrindra ny tamin'ireo [[konsily ekiomenika]]. Matetika dia ampangaina ho manao fampianaran-diso ny mpifanandrina ara-pampianarana amin'ny tena.