Melkizedeka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Christ the Saviour Cathedral, preserved part no. 1, Donskoy Monastery, Moscow.jpg|vignette|375x375px|Mihaona amin'i Melkizedeka i Abrahama]]
I '''Melkizedeka''' na '''Melkisedeka''' na '''Melkitsedeka''' dia mpanjaka mpisorona resahina ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]. Ao amin’ny fitantaran'ny [[Baiboly]] dia nihaona tamin'i [[Abrahama]] i Melkizedeka rehefa niverina avy any amin'ny ady nifanaovany tamin'ireo mpanjaka tany [[Mesôpôtamia]] (na Mezôpôtamia) i Abrahama. Nanome mofo sy divay an'i Abrahama izy ka ho setrin'iezany dia nomen'i Abrahama ny ampahafolon’ny zavatra voababo izy.