Ôksizenina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Votoatiny novaina ho « Imagine not knowing your own language »
Marika: Contenu remplacé Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
k Voafafa ny fanovana ny 72.236.145.190 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i EmausBot
Marika: Révocation
Andalana faha-1:
Ny '''ôkzizenina''' (/{{api|oksi'zen:}}/ teny frantsay avy amin'ny fiteny grika ὀξύς ''oxys'' : asidra, ary -γενής ''-genēs'' mpamokatra) dia zavatra manana lahatra atômika 8 ary manana eva O. Ny [[lanjan'isam-bentin-kadiry|lanjan'isam-bentin-kadiriny]] dia 1,429 kg/m<sup>3</sup>
Imagine not knowing your own language
 
Ny ôkzizenina dia 8%-n'ny lanjan'ny ranomasina, 46%-n'ny lanjan'ny hoditany, 23,1%-n'ny lanjan'ny rivotra (diôkzizenina, ôzôna).
 
Amin'ny hafanana sy tsindry antonony (25&nbsp;°C, 1 Bar), etona diatômika ny fisehon'ny okzizenina, roanôkzizenina (dioxygène) ny anarany, manana raikipohy simika O<sub>2</sub>. Io no lazaina hoe ôkzizenina anatin'ny [[soson-drivotran'ny tany]].
 
Ny ôzônina indray (telonokzizenina) dia etona metastabla misy any amin'ny haambo 40-50 km any ho any, ary tantavaniny ny [[ankoatra ny volomparasy]] tonga eto an-tany. Hatry ny taona 1970, mihamihakatra ny habetsan'ny ôzônina ety ambany noho ny fandotoan-drivotra. Vokatry ny hoton'ny ôksidan-azôty avy amin'ny solika amin'ny andro mafana ny ôzônina, azy lasa ôzônina ilay ôksidan-azôty rehefa misy [[ankoatra ny volomparasy]]. Ratsy ho an'ny fahasalamana sy mampiharafesina ny ôzônina.
 
Na dia roanôksizenina aza ny 21%-n'ny rivotra (amin'ny hadiry), 30%-n'ny rivotra ny lanjany tamin'ny [[taona karbônifera]], noho ny fisian'ny alan-[[ampanga]]be teo amin'ny [[Pangaia]].
 
{{vangovango}}
 
[[Sokajy:Simia]]
[[Sokajy:Tsy vy]]
[[Sokajy:Oksizenina|*]]