Empira Masina Romana Jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanjakana tamin'ny Andro Antenantenany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fihodinana
Marika: Fihodinana vaovao
Andalana faha-1:
#FIHODINANA [[Empira Jermanika Masina]]
Ny '''Empira Masina Rômana Jermanika''' dia ny empira alemàna naorin'i Othon I Lehibe tamin'ny taona 962 sy noravan'i Napoléon I tamin'ny taona 1806 . Indraindray izy dia atao hoe ''Reich'' voalohany. Nitondra izany anarana izany io empira io nanomboka amin'ny taonjato faha-15. Vokatry ny ezaka maro hamerenana indray ny [[Empira Rômana Adrefana]] (izay nosoloan'ny fanjakana maro mahaleo tena) ny famoronana ny Empira Masina Rômana Jermanika. Na dia niovaova ny anarany sy ny sisintaniny nandritra ny taonjato maro dia nifanandrindrify amin'ny an'ireo Fanjakana alemàna.