Fiangonan' Andriamanitra (Andro Fahafito): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Logo de la Conferencia General de la Iglesia de Dios (Séptimo Día) con sede en Denver, CO.png|vignette]]
Ny '''Fiangonan'Andriamanitra (Andro Fahafito)''' (Church of God (Seventh-Day) amin'ny tent anglisy) no iantsoana ireo fiangonana kristiana izay mitandrina ny Sabata manomboka amin'ny Zoma hariva hatramin'ny Asabotsy hariva. Niorina tamin'ny taona 1863 ny voalohany amin'izy ireo. Ireo mpanorina azy dia nisaraka tamin'ny Adventistan'i [[Ellen Gould White|Ellen G. White]] tamin'ny taona 1858. Ireo Adventista sisa tamin'izay no lasa [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]] tamin'ny taona 1863. Isan'ny mampiavaka azy ny tsy finoany ny [[Trinite]].
 
Nivaky roa ny Fiangonan' Andriamanitra (Andro Fahafito) tamin'ny taona 1933 ka ny iray nanana ny foibeny tao Salem any West Virginia sady nitondra ny anarana hoe ''Church of God (Seventh day) - Salem Conference''  fa ny faharoa kosa tao Denver any Colorado sady fantatra amin'ny anarana hoe ''General Conference of the Church of God (Seventh-Day)''. Ny ''Worldwide Church of God'' dia niendaka avy amin’io. Nitambatra indray izy ireo tamin'ireo taona 1940<ref><small>''[http://www.giveshare.org/churchhistory/historysdcog/history10.html XII. The Merger: 1948-1949]'' (online page) ''(online history book), Giving & Sharing''.</small></ref>.