Malagasy (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 23 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q310983 (translate me)
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny atao hoe '''foko malagasy,''' dia, amin'ny ankapobeny, dia ireo olona rehetra miaina ao Madagasikara. Ny razan'ny malagasyMalagasy ankehitriny dia tonga tamin'ny sambo avy any [[Indonezia]] tamin'ny taonjato fahatelofaha-3 hatramin'ny taonjato fahadimyfaha-5. Ny hamantaranaamantarana ny fihavian'ny malagasyMalagasy avy any Indonezia dia ny fiteny tenenin'ny malagasyMalagasy amin'izao fotoana izao : fantatra fa misy fitovizana lehibe amin'ny fiteny sasany any amin'ny [[Bôrneô|Nosin'i Borneo]] ny [[fiteny malagasy]], indrindra eo amin'ny lafin'nylafiny [[voambolana]] ampiasaina : rehefa manonona ny [[volana]] izao ohatra, ny [[Fiteny indôneziana|fiteny indoneziana]] (''Bahasa Indonesia'') dia mampiasa ny teny "hoe ''Bulan"'' arysy ny teny javaney "hoe ''Wulan"'', mitovitovy fanononana amin'nyilay teny malagasy, saingy ny fomba fanoratana fotsiny no miova.
 
Ny malagasyMalagasy koa dia manan-drazana avy any [[Afrika]] atsinanana arysy arabo[[Arabo (olona)|Arabo]], ka ny hamantaranaamantarana an'izany dia ny endrik'ireo malagasyMalagasy tandrefana sy tavaratra. Ny endriky ny foko mipetraka any [[Afrika Atsinanana|Afrika atsinanana]] dia mitovy amin'ny afrikanaAfrikana miaina eo amin'ny [[Afrika|kontinenta afrikana]]. Ny fihavian'izy ireo ao Afrika dia eo amin'ny tontolo soahily nentina ho andevo aoeto Madagasikara na nifindra monina.
 
Ny mahasamihafa an'ny mponinavahoaka malagasy avy any Indonezia sy ny mponinavajoaka malagasy avy any Afrika atsinanana dia ny endriny. Ny avy any Indonezia dia manana lokonvolon-koditra fotsifotsy kokoa noho ireo izay avy any Afrika, ary mbola tsotra kokoa ny volony noho ny afrikanaAfrikana.
 
Ny foko aoeto Madagasikara dia miisa valo ambin'ny folo. Misy ny foko manana endrika aziatika kokoa, ny foko sasany manana endrika afrikana. Kanefa ny fitenin'izy ireo dia tsy dia samihafa loatra amin'ny hafa ka manana voambolana iraisana ; ka noho izany dia mifankahazo fiteny ihany ny malagasyMalagasy avy amin'ny foko roa samihafa na dia tsy mitovy tanteraka aza ny fiteny. Ny teny malagasy ofisialy dia mampiasan'mampiasa ny voambolan'ny fiteny merina miaraka amin'ny voambolana iraisan'ny fiteny malagasy rehetra.
 
== Ny atao hoe ''Malagasy'' ==