Fiteny maaniany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Maanyan Women at Keang Ethnic Festival 151030002.JPG|vignette|349x349px|Vehivavy maaniany manao fety]]
Ny '''fiteny maaniany''' na '''fiteny maniany''' dia [[fiteny aostroneziana]] tenenina any [[Indonezia]], ao [[Kalimantana|Kalimantàna]] afovoany, ao amin'ny nosy [[Bôrneô|Borneo]]. Ao amin'ny sampana [[Fiteny malaio-polineziana|malaio-polineziana]]<nowiki/>n'ny fiteny aostroneziana ny fiteny manianymaaniany. Ny fiteny maaniany dia iray amin'ireo [[fiteny barito]] atsinanana, izay vondrom-piteny malaio-polineziana andrefana. Ny [[fiteny malagasy]] no akaiky indrindra azy raha ny voambolana fototra no heverina. Miisa eo amin'ny 150 000 eo ny olona miteny azy, dia ireo vahoaka maaniany (zana-bondron'ny vahoaka [[daiaka]]) izay monina ao KalimantanaKalimantàna afovoany, any Indonezia. Misy fifanahafana akaiky dia akaiky amin'ny fiteny barito atsinanana toy ny fiteny pako (77%) sy ny fiteny dosóna vito (75%) ny fiteny maaniany.