Fiteny malaiô-pôlineziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny malaio-polineziana''' dia sampana lehibe indrindra amin'ny fianakaviam-[[Fiteny aostroneziana|piteny aostroneziana]], fiteny ampiasaina hatrany andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mamakivaky an'i [[Azia Atsimo Atsinanana]], ka hatrany atsinanan'ny [[Ranomasimbe Pasifika]]. Ny fiteny hafa ao amin'io fianakaviana io dia ao amin'ny [[vondrom-piteny formozàna]] izay ahitana sampana maro. Tamin'ny taonjato faha-19 no nampiasana ny andian-teny hoe ''malaio-polineziana'', ka nenti-nanondro ny fitambaran'ny fiteny ao amin'io fianakaviana io, nefa tsy natao isan'izy ireo ny fitenin'ny vahoaka atao hoe [[Melaneziana]].
 
Izao ny zana-bondrom-piteny malaio-polineziana: