Fiteny slava: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''[[Fiteny slava|fiteny slava]]''' dia ireo [[Fiteny indô-eorôpeanina|fiteny indo-eoropeana]] ao amin'ny [[Fiteny balto-slava|vondrom-piteny balto-slava]]. Vondrom-pitenin'ny olona monina ao [[Eoropa Afovoany|Eoropa afovoany]] sy ao [[Balkana]] sy ao [[Eorôpa atsinanana|Eoropa atsinanana]] sy ao [[Siberia]] ary ao amin'ny tapany farany atsinanan'i [[Rosia]] ary ao [[Azia Afovoany|Azia afovoany]].
 
Mizara fianakaviana telo ireo fiteny slava ireo, dia ny fianakaviam-piteny slava atsinana sy andrefana ary atsimo. Ny [[Fiteny rosiana|fiteny rosiana]], ny [[fiteny bielorosiana]], ny fiteny rotena na rosina ary ny [[fiteny okrainiana]] dia ao amin'ny fianakaviam-piteny slava tsinanana. Ny fiteny tseka, ny fiteny slovaka, ny [[Fiteny soràba|fiteny soraba]] ary ny [[Fiteny poloney|fiteny poloney]] sy ireo fiteny lesitika tahaka azy (fiteny kasoba, polaba, slovitsa ary silesiana) dia ao amin'ny fianakaviam-piteny slava andrefana. Ny fiteny serbo-kroata (fiteny kroata, bosniana, montenegrina, serba) sy ny fiteny bolgara, ny fiteny makedoniana ary ny [[Fiteny slovena|fiteny slovena]] dia isan'ny fianakaviam-piteny slava atsimo.
 
Soratana amin'ny [[Abidy latina|abidy latina]] nampiana mari-tsoratra ny fiitenyfiteny ao amin'ny fianakaviana andrefana. Ireo fiteny ao amin'ny fianakaviana atsimo dia soratana amin'ny [[Abidy sirilika|abidy sirilika]] sy amin'ny abidy latina. Ny fiteny ao amin'ny fianakaviana atsinana dia soratana amin'ny abidy sirilika.
 
== Jereo koa: ==