Tsy fetezan-dison' ny Papa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-16:
 
==== Fanamarinana ny tsy fetezan-dison'ny Papa ====
Lazain' ny mpomba ilay fampianarana fa ny tsy fetezan-dison' ny Papa dia efa hita taratra tao amin' ny fampianaran' ireo [[Rain'ny Fiangonana]]. Fahasoavana na fanomezan' Andriamanitra, izay loharano tokana nipoiran' ny tsy fetezan-diso, voamarina ao amin'ny [[Baiboly]] sy ny teolojia. Isan' ireo andalan-tSoratraandalana ao amin'ny [[Soratra Masina]] anohanany hevitra ny lahateny fanaovam-beloma ao amin' ny [[Filazantsara araka an'i Joany|Evanjelin'i Jesoa nosoratan'i Masindahy Joany]], indrindra ny fampanantenany ny [[Fanahy Masina|Fanahi]]<nowiki/>n' ny fahamarinana (Joa. 14.17; 15.26; 16.13). Ny tsy fetezan-diso dia tsy afaka miasa raha tsy ny momba ny foto-pampianarana miorina amin' ny Soratra Masina sy ny lovampinoana tranain' ny Fiangonana, izay tsy azon' iza na iza toherina; noho izany dia tsy azo ambara ho tsy mety diso ireo foto-pampianarana vaovao taty aoriana.
 
== Ny fiangonana nandà ny tsy fetezan-dison'ny Papa ==