Asam-pisoronan' ny mino rehetra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Mpisorona ny mpino rehetra ho Asam-pisoronan'ny mpino rehetra i Thelezifor
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''asam-pisoronan'ny mpino rehetra''' dia ainga fototra ara-pivavahana ao amin'ny [[kristianisma]] izay manambara ny fitovian'ny olona rehetra vita [[batemy]] na batisa amin'ny asa famitana iraka hitory ny [[Evanjely]] na Filazantsara. ApoAo amin'ny [[Epistily voalohany nosoratan'i Petera]] no ahitana izany (1Pet. 2.5). Isan'ireo ainga fototry ny fampianaran'ny [[Protestantisma|Protestanta]] izany. Ny [[Fiangonana katolika]] kosa dia miresaka ny amin'ny "asam-pisoronana iraisana". Nanadratra avo an'izany maha mpisorona ny mpino rehetra izany i [[Lotera]], tsy amin'ny sehatry ny [[teolojia]] ihany fa amin'ny fandaminam-pitondram-piangonana koa.