Pretra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-12:
Ao amin'ny [[fivavahana kristiana]], araka ny [[Epistily ho an'ny Hebreo]], dia i [[Jesosy]] no tena mpisorona izay nanatanteraka ny [[Fanelanelanana (fivavahana)|fanelanelanana]] an' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] amin'ny olombelona sady nitondra ny [[famonjena]] ho an'ny olombelona.
[[Sary:US Navy 050326-N-3644C-056 Chaplain, Lt. John Burnette prepares communion for Easter Mass in the forecastle aboard the Nimitz-class aircraft carrier USS Harry S. Truman (CVN 75).jpg|vignette|Pretra katolika amerikana mankalaza ny eokaristia]]
Ao amin'ny [[Katolisisma|fiangonana katolika]] sy ny [[Kristianisma ortodoksa|fiangonana ortodoksa]] ary ny [[Anglikanisma|fiangonana anglikana]] dia misahana ny fisoloan-tena an'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] ny pretra, amin'ny alalan'ny fankalazana ny [[sakramenta]], indrindra ny [[batemy]] (na [[batisa]]) sy ny [[eokaristia]] (na [[Fanasan'ny Tompo|fanasana'ny Tompo]]) ary amin'ny alalan'ny fitondrana ny vahoaka kristiana. Amin'ny alalan'nyNy [[ordinasiona]] (fanokanana) ataon'ny [[eveka]] no mametraka ny olona iray eo amin'ny asan'ny pretra. Isan'ny sakramenta izany ordinasiona izany ao amin'ny fiangonana katolika sy ny fiangonana ortodoksa.
 
Ny [[teolojia]] katolika momba ny asam-pisoronana dia nivoatra teo anelanelan'ny [[Konsily tao Tridentio]], izay iheverana fa ny pretra amin'nydia fanananymanana fahefana hankalaza ny [[sorona masina]] (na lamesa), sy ny [[Konsily Vatikàna II]], izay niaiky ny maha [[mpisorona ny mpino rehetra]] sady nametraka ny pretra amin'ny asa fanompoana ho an'ny vahoaka kristiana.
[[Sary:Passio 2010 (5340704340).jpg|vignette|Pretra anglikana]]
Ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] dia tsy misy pretra na mpisorona manokana. Mino izy ireo fa ny [[Asam-pisoronan'ny mpino rehetra|mpino rehetra dia mpisorona]] sady tsy mila ny fanelanelanan'ny mpisorona ny fifandraisan'ny mpino syamin' Andriamanitra.
 
Araka ny fomba amam-panao mahazatra hatramin'izay dia natokana ho sahanin'ny lehilahy ny asam-pisoronana, nefa tato ho ato dia maro ireo vehivavy atokana ho pretra ao amin'ny fiangonana anglikana.