Pretra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanala teny tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-4:
== Ny mpisorona na pretra tamin'ny Andro Taloha ==
[[Sary:Louvre - Chedsounefertoum.jpg|vignette|292x292px|Sary mivohitra maneho an'i Shedsunefertum, mpisoron-dehiben'i Ptah tao Egipta tamin'ny Andro Taloha.]]
Ao amin'ireo fivavahana tamin'ny [[Andro Taloha]] dia nisy pretra (na mpisorona) ny fivavahan'ny Selta, izay atao hoe droida (frantsay: ''druide''); tany Egipta dia mpisorona eo amin'ny fireneny ny [[farao]] (na faraona); tany [[Grisia taloha|Grisia]] dia nisahana asam-paminaniana ny pretra; ary tao [[Roma taloha|Roma]] dia heverina fa vadin'ny [[andriamanibavy]] Vesta ny mpisorona fara tampony (latina: ''pontifex'' ''maximus'') misahana ny fahatomombanan'ny fanopmpoamfanompoam-pivavahana.
 
== Ny mpisorona ao amin'ny jodaisma ==