Seôla: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''Seola''' na '''Seoly''', araka ny [[Jodaisma|finoan'ny Jiosy]], dia ny fitoerannfitoeran'ny maty, ny fasana iraisan'ny olombelona rehetra. Tsy fantatra na ny any an-koatra izany na tsia izany. Ny [[Baiboly hebreo]] dia manoritsorita azy ho sahala amin'ny toerana tsy misy fahafinaretana izay itoeran'ny olona rehetra, na marina na meloka, na mpanjaka na andevo, na tia vavaka na tsy mivavaka, mba hitioerany amim-pahanginana sy hiandrasany ny fiverenany ho vovoka. Tsy izany anefa no iafaran'ny olombelona fa misy ny hovoavonjy avy ao amin'nuny Seola, araka ny lahatsoratra sasany, toy ny hita ao amin'ny [[Bokin'ny Salamo]] (Sal. 86.13) sy ny hafa koa.
 
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe שאול / ''Sheol'' izany.