Limbo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-5:
 
=== Ny limbon'ny Patriarka ===
Ny limbon'ny Patriarka dia toerana andraisana ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n'ny olo-marina maty talohan'ny [[fitsanganan'i Jesoa Kristy tamin'ny maty]]. Mifandray amin'ny "tratran'i Abrahama" resahina ao amin'ny ''[[Evanjelin'i Lioka]]'' (Lio 16.22) izany. Ireo fanahy ireo, izay tsy afaka miditra any am-paradisa voahidy sy voatombokase hatramin'ny [[Fahotana tamin'ny fototra|nanotan]]'i [[Adama]] sy [[Eva]], dia nafahan'i Jesoa tamin'ny [[Fidinan'i Kristy any amin'ny fiainan-tsy hita|nidinany tany amin'ny fitoeran'ny maty]] teo anelanelan'ny [[Zoma Masina]] sy ny andron'ny [[Paka (fety)|Paka]] (na [[Paska]]). Ny lovantsofonalovantsofina skolastika dia miorina amin'ny ''[[Taratasy voalohany nosoratan'i Piera]]'' (1Piera 3.19), izay milaza ny "nandehanany [i Jesoa] nitory teny tamin' ireo fanahy tao an-tranomaizina". Maro ny tantarafitantarana sy lahatsoratra tamin'ny [[Andro Antenantenany]] izay nanampy amin'ny fitataranafitantarana ny fijalian'i Kristy ny fidinany tany amin'ny [[fonenan'ny maty]] (na [[fiainan-tsy hita]]).
 
=== Ny libon'ny zazakely ===
Ny limbon'ny zazakely dia toerana andraisana ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n'ny zazakely maty talohany hanaovana [[batemy]] (na [[batisa]]) azy. Izany fampianarana izany dia valin-teny teolojika amin'ny fanontaniana momba ny hoavin'ireo fanahy ireo, izay tsy mendrika ny afobe, nefa tsy tafiditra ao am-paradisa noho ny [[fahotana tamin'ny fototra]]. Izany fanontaniana izany, izay efa nitranga tamin'ny vanimpotona voalohany nisian'ny fivavahana kristiana, dia nahazo valiny manjavonjavo tamin'ireo Aban'ny Eglizy toa an'i [[Gregorio avy any Nisa]] sy [[Gregorio avy any Nazianzo]].
 
== Jereo koa ==