Mesianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-9:
Ao amin'ny [[Baiboly hebreo]] dia nohosoran'ny mpaminany [[Samoela]] i [[Saoly]] (na Saola) sy i [[Davida (mpanjaka)|Davida]].
 
Ny mesianisma jiosy dia mino ny fiverenan'ny mpaminany [[Elia]] (Malakia 4.5) sy ny fiavian'ny Masiah''Mashiah'' (hebreo: (מָשִׁיחַ / ''Mashia'h'' "voahosotra"). Ny mesianisma jiosy anefa tsy tokony hafangaro amin'ny [[jodaisma mesianista]] (izay endrika voalohan'ny jodaisma nanjary kristianisma taloha) sy amin'ny [[jodaisma mesianika]] (izay fihetsiketsehana [[Jodeo-kristianisma|jodeo-kristiana]] mitory ny [[filazantsara]] ka tsy isan'ny jodaisma). Taty aoriana ny mesianisma jiosy dia miandry ny fiavian'ny ''Mesia'' izay mety ho olona tokana na maro.
 
Ny mesianisma dia nandroso dia nandroso tao amin'ny vahoaka jiosy tamin'ny taonjato voalohany, tamin'ny nandidian'ny emperora romana [[Titosy (emperora)|Titosy]] ny amin'ny fandravana ny [[Tempoly Faharoa|Tempolin'i Jerosalema]]. Nanohitra ny fahavalo romanarômana ny mpitondra fivavahana sy ny fihetsiketseham-panoherana mitam-piadiana ka nanambara ny fiavian'ny Mesia izay hifanandrify amin'ny fanafahana an'i Israely, dia hifarana amin'izany ny fahababoana ary hamboarina indray ny Tempoly, avy eo dia hitsangan-ko velona ny maty.
 
=== Mesianisma kristiana ===