Kristianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-7:
 
== Finoan'ny Kristiana ==
Ny Kristiana dia manantena ny fanafahana vokatry ny fampianaran'i Jesoa Kristy, mino ny fahafatesany teny amin'ny [[hazo fijaliana]] (lakroa) sy ny [[Fitsanganana amin'ny maty|fitsanganany amin'ny maty]]. Mino koa ny Kristiana fa izyi Jesoa no Mesia nampanantenaina hatry ny elabe ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] (ny [[Testamenta Taloha]]) sady [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|Zanak' Andriamanitra]] nirahin'ny [[Andriamanitra Ray|Rainy]] hamonjy ny olombelona. Ny ankamaroan'ny Kristiana dia mino ny amin'ny [[Trinite]], Andriamanitra Telo Izay Iray.
 
== Jereo koa ==