Kristianina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''kristiana'' na ''kristianina'' dia avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Christianus'' na ny [[Fiteny grika taloha|teny grika]] hoe ''Χριστιανός'' / ''Khristianos'' izay manondro an'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Kristy. Ny teny hoe ''Kristy'' indray dia avy amin'ny teny latina hoe ''Christus'' na grika hoe ''Χριστός'' / ''Khristos'' izay fandikana ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''מָשִׁיחַ / Mashiah'' (nogasina ao amin'ny [[Baiboly malagasy]] hoe ''Mesia'') izay midika hoe "voahosotra", izany hoe "voahosotr'Andriamanitra". Ara-bakiteny, ny Kristiana dia ireo "mpanaraka ny fampianaran'ilay Voahosotr' Andriamanitra".
 
Ny teny hebreo anondroana ny Kristiana dia נוצרים / ''Notzrim'' izay enti-milaza olona avy any [[Nazareta]] (hebreo: נָצְרַת / Natzrat) na mpomba an'ilay avy any ''Natzrat''. Amin'ny [[Jiosy]] izany, ny Kristiana dia ireo olona manaraka an'ilay avy any Nazareta, fa tsy ireo mpanaraka an'ilay Voahosotra, satria aminy dia tsy i Jesosy no Mesia (''Mashiah'') na Kristy (''Khristos'').
 
== Finoan'ny Kristiana ==