Tsindrimandry (fivavahana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|'''tsindrimandry''']] na '''fanilovana''' na '''teopneostia''' dia fomba entin'ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] na entin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] na ny [[fanahy]] iray mampanao zavatra, indrindra mampita ny hafany amin'ny alalan'ny fampitenenana na ny fampanoratana ny olona izay manatanteraka izany tsy araka ny sitra-ponysitrapony. Fandre io teny io tao amin'ireo fivavahana taloha (tao Egipta sy tao Grisia), na tao amin'ny [[fivavahana jiosy]], ary heno ihany koa ny fampiasana izany ao amin'ny [[finoana silamo]]. Ao amin'ny [[fivavahana kristiana]] anefa no nandraiketana ny hevitra fonosiny ho foto-pampianarana sy [[tenim-pinoana]] ka ilazana fa ny [[Soratra Masina]] dia vokatry ny tsindrimandry na fanilovana avy amin'[[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] tamin'ny alalan'ny asan'ny [[Fanahy Masina]]. Tsy mitovy anefa ny fandraisan'ny fiangonana tsirairay izany teny izany fa ao ireo mihevitra azy ho toy ny sora-tononina mivantana avy amin' Andriamanitra nefa ao koa ireo izay manaiky ny fandraisan'fandraisana anjaran'ny mpampandry an-tsoratra ny [[Soratra Masina]] ka manavaka ny zavatra nentin'ny maha olombelona ilay olona voatsindimandry na voatsilo sy ny hafatr'Andriamanitra ao anatin' izany Soratra Masina izany.
 
== Ny teny hoe ''θεοπνευστος / theopneustos'' ==