Sobstansa (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona

Rohy
(Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
(Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
=== Ny monarkianisma ===
Ny [[monarkianisma]] dia vondrom-pampianaram-pinoana kristiana niseho tamin'ny taonjato faha-2 sy faha-3 izay mifanohitra amin'ny fampianarana ny amin'ny [[Trinite]]. Ireo fampianarana ireo dia manantitra ny maha tokana an' Andriamanitra ([[monoteisma]]) ao amin'ny fivavahana kristiana. Amin'ireo mpanaraka ireo fampianarana ireo dia tsy [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|zanak'Andriamanitra]] sady samy hafa amin'ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] i [[Kristy]]. Nizara roa ny Monarkiana, dia ny [[Adoptianisma|Adoptianista]] sy ny [[Modalisma|Modalista]]: ny Adoptianista dia mihevitra fa tsy manam-piaviana araka an' Andriamanitra i Jesosy fa olona ihany nefa natsangan' Andriamanitra ho zanany tamin'ny nanaovana [[batisa]] azy.
 
Ireto koa ny fampianarana hafa isan'ireo mitsipaka ny firaisam-pomban'ny Ray sy ny Zanaka: ny [[psilantropisma]], ny [[sotsinianisma]], ny [[sobôrdinatianisma]] ary ny [[Onitarisma (teolojia)|onitarisma]].
2 689

modifications