Sobstansa (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-20:
 
== Ny "fampianaran-diso" momba ny sobstansa: ny arianisma ==
Ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]] dia nino fa ny [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|Zanak'Andriamanitra]] dia nisy talohan'izao tontolo izao nefa noforonin' Andriamanitra mivantana sady eo ambany fahefan' Andriamanitra Ray ([[Sobordinatianisma|sobôrdinatianisma]]). Ny fomba fijerin'i Ariosy dia izao: nateraka ny Zanaka ka toy ny noforonin' Andriamanitra voalohany indrindra ary avy eo namorona ny zava-drehetra tamin'ny alalan'ny Zanaka ny Ray. Ny [[fanekem-pinoana]] ariana fahafito (fanekem-pinoana faharoan'i Sirmioma) dia manambara fa ny ''homoousios'' (mitovy ''ousia'' na ''sobstantia'') sy ny ''homoiousios'' (''sobstantiasubstantia'' na ''ousia'' mifanahaka) dia tsy araka ny [[Baiboly]], lehibe noho ny Zanaka ny Ray. (izanyIzany fanekem-pinoana izany dia fantatra taty aoriana amin'ny anarana fanaratsiana hoe "Blasfeman'i Sirmioma"). Maro ny endrika nisehoan'ny arianisma ka isan'izany ireo horesahina ao aoriana ireto, raha momba ny sobstansa. Tsy dia nisahirana loatra tamin'ny fifandraisan'ny Ray amin'ny Fanahy Masina ny Ariana raha momba ny sobstansa. Ireo izay tsy manao ny Zanaka sy ny Fanahy Masina ho Andriamanitra dia isan'ireo lazaina fa manao fampianaran-diso manohitra ny [[hômôosisma]].
 
=== Ny arianisma ===