Andriamanitra Zanaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Dios Hijo del Sagrado Decreto de la Trinidad de Sevilla.JPG|vignette|342x342px|''Sarin'Andriamanitra Zanaka'' - nataon'i Emilio Pizarro]]
'''Andriamanitra''' '''Zanaka''' no iantsoan'ny Kristiana mino ny [[Trinite]] an'i [[Jesosy Kristy]]. Izany dia tsy afangaro amin'ny finoana ny maha [[Zanak'Andriamanitra|Zanak' Andriamanitra]] an'i Jesosy Kristy izay eken'ny Kristiana rehetra na trinitariana na tsia[[Onitarisma (teolojia)|onitariana]], na dia notsoahany avy tamin'ny hoe "Zanak' Andriamanitra" aza ny hoe "Andriamanitra Zanaka". [[Persona (teolojia)|Persona]] na Olona faharoa ao amin'ny [[Trinite|Andriamanitra Trinite]] ny Andriamanitra Zanaka (ka persona voalohany sy fahatelo ny [[Andriamanitra Ray]] sy ny [[Fanahy Masina|Andriamaitra Fanahy Masina]]).
 
== Jereo koa: ==