Baiboly Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-77:
 
==== Fanagasiana ny anaram-boky ====
Tsy voatery nisafidy ny iray amin'ny anaran'ny boky efa misy ao amin'ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy na amin'ny Baiboly katolika amin'ny teny malagasy ny mpandika teny fa indraindray dia nanao anarana vaovao izay heverin'ny mpandika teny fa manakaiky kokoa ny fanononana amin'ny teny grika na eo anelanelan'ny anarana protestanta sy katolika. Ohatra: ny ''Genesisy'' na ''Jenezy'' dia lasa ''Genesỳ''. Ny anaram-boky milaza anarana mponina miafara amin'ny hoe -''na'' ao amin'ny Baiboly protestanta dia miafara amin'ny -''nina'' ao amin'io Baiboly io (ohatra: ''Romanina'' fa tsy ''Romana'').
 
==== Fanagasiana ny anaran'olona na anaran-toerana ====