Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
k Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Fiombonan'ny''' '''Fiangonana''' '''Kristiana''' '''eto''' '''Madagasikara''' (FFKM) dia fikambanana [[Ekiomenisma|ekiomenika]] iraisan'ny fiangonana kristiana vitsivitsy eto Madagasikara, dia ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana]] (EKAR) sy ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) ary ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (EEM)''.'' Niorina tamin'ny taona 1980 io fiombonana io. Ao [[Antananarivo]] ny foiben-toerany ary miisa 10.000.000 any ho any ny fitambaran'ny mpivavaka ao amin'ireo fiangonana ireo<ref><small>Group, Taylor & Francis (2004). ''The Europa World Year: Kazakhstan - Zimbabwe''. Taylor & Francis. <nowiki>ISBN 9781857432558</nowiki>.</small></ref>. Ny fiangonana kristiana mino
Amin'ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] dia ''Council of Christian Churches in Madagascar'' fa amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] kosa dia ''Conseil chrétien des Eglises à Madagascar'' no iantsoana azy.
== Ireo zavatra efa atao ==
|