Betsaida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
Andalana faha-2:
 
== I Betsaida araka ny Baiboly ==
Tanàna nonenan'ny apostoly [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] rahalahiny ary i [[Joany apostoly|Joany]] sy i [[Jakoba Zokiny]] rahalahiny i Betsaida, araka ny voasoratra ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Araka ireo [[Evanjely sinoptika]] dia mety nanana trano fonenana tany [[Kafarnahoma]] (na Kapernaomy) eny ampitan'i Jordana i Petera. Avy ao Betsaida koa i [[Natanaela]] sy ny apostoly [[Filipo (apostoly)|Filipo]] araka ny [[Evanjelin'i Joany]]. I Petera sy i Andrea sy i Joany ary i Jakoba Zokiny dia mpanjono teo amin'ny farihin'i Tiberiada hatramin'ny nihaonany tamin'i [[Jesosy]] izay nilaza tamin'izy ireo ny tokony handaozany izany raharahan'izy ireo izany mba hanaraka azy hitory ny vaovao mahafaly amin'ny olombelona rehetra.
 
Araka ny [[Filazantsara]] dia tao amin'ny farihy Tiberiada teo akaikin'i Betsaida no nitsangantsanganan'i Jesosy teny ambony rano. Araka ny [[Evanjelin'i Marka]] (Mar. 8.23 snm) dia nanasitrana lehilahy jamba tao Betsaida tamin'ny alalan'ny [[fametrahan-tanana]] i Jesosy.