Petera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Petrus San Giovanni in Laterano 2006-09-07.jpg|vignette|''I Petera'' mitazona ny fanalahidin'ny famonjena ny fanahin'ny olombelona]]
I '''Simona''' '''Petera''' na '''Simona''' '''Piera''' dia iray amin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr'i]] [[Jesosy]] roa ambin'ny folo lahy. Hafohezina amin'ny hoe ''Petera'' na ''Piera'' fotsiny io anarana io matetika. Jiosy na Jody avy any [[Betsaida]] any Galilia[[Galilea (faritra)|Galilea]] i Petera. Μpanjono no asany. Araka ny lovantsofina dia izy no nanoratra ny [[Epistily voalohany nosoratan'i Petera|Epistily voalohany]] sy [[Epistily faharoa nosoratan'i Petera|faharoan'i Petera]]. Ny lovantsofina katolika koa dia manao azy ho ilay nanorina ny Eglizy Katolikakatolika voalohany sy Papa[[papa]] voalohany.
 
== Ny anarany ==