Kônsily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa soratra tsy ilaina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-21:
 
==== Ny Konsily tao Kalkedona (taona 451) ====
Ny [[Konsily tao Kalkedona]] no nanambaràna ny fananan' i Jesosy fomba (na [[Natiora (teolojia)|natiotra]]) roa, dia natioran' Andriamanitra sy natioran' olombelona. Io no konsily fahefatra. Izany konsily izany no nanoherana an' i [[Eotikesy]], izay nampianatra fa nifangaro ka tsy azo avahana ao amin' ny natioran' Andriamanitra ny natioran' olombelona ao amin'i Kristy. Heverin' ny tao amin' ny konsily ho [[Fampianaran-diso (fivavahana)|fampianaran-diso]] izany fampianarana izany izay nataony hoe ''[[monofizisma]]''.
 
=== Ireo konsily ekiomenika efatra manaraka ===