Kônsily voalohany tao Nikea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
 
== Ny fanekeam-pinoana nikeana ==
Ny Fanekem-pinoana nikeana na Fiekem-pinoana niseana dia [[fanekem-pinoana]] tinapaka nandritra ny Konsily tao Nikea izay naitatra nandritra ny [[Konsily voalohany tao Konstantinopoly]] tamin'ny taona 381 ka indraindray dia antsoina hoe "Fanekem-pinoana nikeana-konstantinopolitana". Mizara fehezan-kevitra telo izy, dia ny finoana an' [[Andriamanitra Ray]] sy ny finoana an'i [[Andriamanitra Zanaka|Jesosy Kristy]] ary ny finoana ny [[Fanahy Masina]]. Izany dia entina hamaritra ny finoana ny maha [[Trinite|Telo Izay Iray]] na [[Trinite]] an'Andriamanitra.
 
Ity ilay fanekem-pinoana nikeana voalohany tamin'ny Konsily tao Nikea tamin'ny taona 325 <sup>[[Fanekem-pinoana nikeana#cite%20note-2|[2]]]</sup>. Tsy ny hoe ''izaho'' fa ny hoe ''isika'' no [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] ilazana ny mpino tamin'io:
Andalana faha-14:
''Izay rehetra miteny hoe: "nisy fotoana tsy nampisy azy: tsy nisy izy talohan'ny nahaterahany; natao mitovy amin'ny zavatra avy amin’ny tsy misy izy; sobstansa sy maha-izy-azy hafa izy, noarîna izy; mety miova sy mety iharan'ny fiovana ny Zanak'Adriamanitra", dia manozom-panamelohana azy ny Fiangonana manerana izao tontolo izao sy apostolika''.
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]] sy ny [[Fiangonana katolika|Katolika]] ary ny ankamaroan'ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] na ireo fiangonana nipoitra avy aminy dia manaiky sy mampiasa io fanekem-pinoana io. Nisy fiovany izy taty aoriana tamin'ny nampidiran'ny Fiangonana Tandrefanatandrefana ny hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana [[Fiteny latina|latina]] hoe ''Filioque'' ([[Fiteny grika|grika]]: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / kaὶ toū Uioū).
 
== Jereo koa: ==