Kônsily voalohany tao Nikea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''Konsily voalohany tao Nikea''' na '''Konsily voalohany tao Nisea''' dia fivoriamben'ny [[eveka]] ([[konsily]]) natao tamin'ny taona 325 ka ny emperora [[Konstantino I]] no nampiantso azy. Io no konsily voalohany. Izany dia natao mba handraiketana ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy ka hanoherana ny fampianaran'i Ariosy ([[Arianisma (teolojia)|arianisma]]) izay noheverina ho fampianaran-diso tamin'izayizany fotoana izany. Notapahina tao amin'iio konsily io fa mitovy fomba (''homoousia'') amin'ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] amin'ny maha [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ny Ray sy ny Zanaka. Navoaka ny [[Fanekem-pinoana nikeana]]. Araka ny lovantsofina dia i Nikolasy avy any Mira (izay fantatra amin'ny hoe Masindahy Nikolà) sy i Spiridona avy any Trimitonta dia nandray anjara betsaka tamin'io konsily io.
 
== Ny fanekeam-pinoana nikeana ==