Onitarisma (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Onitarisma (teolojia)|'''onitarisma''']] dia fampianarana ara-pivavahana tsy mino ny [[Trinite]], izay milaza fa [[fanahy]] iray dia iray ihany [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] fa tsy tokana mizara ho [[Persona (teolojia)|persona]] telo. Ny onitarisma dia manohitra ny trinitarisma izay foto-pampianaran'ny kristianisma manaraka ny [[Konsily voalohany tao Nikea]] tamin'ny taona 325 sy ny [[Konsily tao Kalkedona]] tamin'ny taona 451 izay arahin'ireo fiangonana lehibe toy ny [[Fiangonana katolika]] sy [[Fiangonana ortodoksa]] ary ny ankamaroan'ny [[Fiangonana protestanta]]<ref><small>Martin Luther, ''Études sur les Psaumes'', éd. Georges Laguarrigue, Labor et Fides, 2001, <abbr>p.</abbr> 157.</small></ref>.
 
Ny firehana onitariana dia mandà ny maha Andriamanitra an'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]], izay ataony hoe olona manakaiky kokoa an' Andriamanitra ihany na koa ny mpaminaniny lehibe indrindra, fa tsy Andriamanitra. Ny onitarisma dia miampanga ny mpanaraka ny [[Tenim-pinoana|tenim-pinoan]]'ny Trinite ho tsy tena mivavaka amin' Andriamanitra tokana ([[monoteisma]])<ref><small>[http://americanunitarian.org/explanation.htm D.R. Miano (2003) - americanunitarian.org] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Famericanunitarian.org%2Fexplanation.htm tahiry]].</small></ref>. Efa tany alohan'ny Konsily tao Kalkedona no nisian'ny onitarisma, ka ny tena fantatra dia ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]] tamin'ny taonjato faha-4. Taorian'ny nanjavonan'ny arianisma dia teraka indray tao Eoropa[[Eorôpa]] ny onitarisma tao [[Polonia]]-[[Litoania]] sy tany Transilvania teo antenantenan'ny taonjato faha-16, vokatry ny fampianaran'i Ferenc Dávid sy Jean Sigismond Zápolya. Ny fiangonana onitariana voalohany dia niforona tao [[Angletera]] tamin'ny taona 1774 ka niseho amin'ny fomba ofisialy ny foto-pampianarana onitariana tao [[Etazonia]] tamin'ny taona 1784 tao amin'ny fampianaran'i James Freeman (1759-1835).
 
Tsy afangaro amin'ny [[Fiangonana oniata]] (na [[Fiangonana miray]]) ny onitarisma.