Angano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
{{vangovango|Angano|Haisoratra}}
 
Ny '''angano''' dia [[tantara]]fitantarana zavatra tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana, na tantara mitantara nyfitantarana zava-nitranga tokoa. Karazana lahabolana tsotra, lava ary miendrika [[tantara foronina]] noho ireo dingana hita ao anatiny sy ny mpandray anjara ary ny olana sy ny vahaolana hita taratra ao amin'ny tantara ny angano.
 
''Famaritana'' : Manana hevitra manokana ny teny Malagasymalagasy hoe [[Angano]]''angano'' , tsy azo lazainaampitovina fotsiny amin'ny teny frantsay hoe [[Conte]]''conte'' na [[Mythe]]''mythe'' satria ireo tsy mitovy nydika dikanyaminy.
''Famaritana'' :
Manana hevitra manokana ny teny Malagasy hoe [[Angano]] , tsy azo lazaina fotsiny hoe [[Conte]] na [[Mythe]] satria ireo tsy mitovy ny dikany.
 
"Conte" : Entina manazava ny fiainan'olombelona avy amin'ny fanoharana azy amin'ny samy olombelona na amin'ny zavaboaary hafa.
Matetika amin'izany dia misy lohateny izay vahavahana mandritra ny [[angano]] iray manontolo.
 
Ohatra: " Ny tanalahy sy ny lambo " , in "'''Anganon'ny Ntaolo'''"
 
"Mythe" : Karazana angano fiandohana na anganom-piforonana. Io no atao hoe [[fedrà]].
 
Ohatra: " Ifara sy Trimobe " , in "'''Anganon'ny Ntaolo'''"