Fedrà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-4:
 
== Ny teny hoe ''fedrà'' sy ny mitovy hevitra aminy ==
Matetika dia mifandray amin'ny [[fivavahana]] ny fedrà ka mahatonga ny mpanoratra amin'ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] sasany, indrindra ny teolojiana, hampiasa ny andian-teny hoe ''[[Fedrà|angano masina]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pinoana]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pivavahana]],'' na dia tsy voatery ho momba ny fivavahana na ny finoana ny fedrà fa mety hikasika ny fiarahamonina na ny fitondram-panjakana na zavatra hafa izay tsy ahitana resaka fahamasinana.
 
Araka an'i Jacques Faublée, izay nanangona tantara tany amin'ny faritry ny Malagasy bara dia "tantaram-piandohana" no hevitry ny teny hoe ''fedrà'' (4)<ref><small>Faublée, Jacques, ''Récits bara'', Institut d'Ethnologie, Musée de l'Homme, 1947, p. 14.</small></ref>.