Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
== Ny fanoratana ny boky ==
 
==== Ny mpanoratra ====
Na ny anaran'ny mpanoratra na ny anaran'i [[Joany apostoly]] (na Jaona apostoly), izay mpianatra manana ny maha izy azy ao amin'ireo [[Evanjely sinoptika]] sy ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly|Asan'ny Apostoly,]] dia tsy voaresaka ao amin'ity Evanjely fahefatra ity. Any amin'ny famaranan-teny (toko faha-21) ny mpanoratra vao miresaka ny amin'ilay "mpianatra tiana indrindra" izay lazain'ny [[lovantsofina]] fa nanoratra ilay Evanjely<ref><small>Jean Zumstein, ''L'Évangile selon Jean'', in Daniel Marguerat (dir.), ''Introduction au Nouveau Testament : Son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 386.</small></ref>. Tamin'ny taonjato faha-2 dia niely ny filazana ny Evanjely fahefatra izay natao hoe "Evanjely nosoratan'i Joany" (na Filazantsara nosoratan'i Jaona")<ref><small>François Vouga, « Jean : auteur, destinataires, perspectives », dans Michel Quesnel et Philippe Gruson, ''La Bible et sa culture, vol. II'', Desclée de Brouwer, 2011, p. 414.</small></ref>. Nanomboka amin'izany fotoana izany dia [[Jaona (evanjelistra)|Joany]] na [[Jaona (evanjelistra)|Jaona]] no heverina ho nanoratra ny Evanjely fahefatra. Tsy iza izany fa i Joany Apostoly, ilay atao hoe "Zanak'i Zebedio". Ny mpikaroka ara-tantara sasany dia manasokajy an'io evanjely io ho [[Pseodepigrafa (Testamenta Vaovao)|pseodepigrafa]].
 
==== Ny fotoana sy ny toerana nanoratana ====
Voasoatra taorian'ireo [[Evanjely sinoptika]] ny Evanjelin'i Joany<ref><small>Hans Conzelmann et Andreas Lindemann, ''Guide pour l'étude du Nouveau Testament,'' éd. Labor et Fides, 1999, <abbr>p. 397</abbr></small></ref>. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.

=== Ny toerana nanoratana ===
Tsy dia misy zavatra azo iankinana hahafantarana ny toerana nanoratana voalohany ny Filazantsaran'i Joany. Maro ireo mpikaroka izay miankina amin'ny filazan'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] izay misafidy ny faritr'i [[Efeso|Efesosy]] (na Efeso na Efezy) ao amin'ny faritany fehezin'ny Romana any Azia (andrefan'i [[Torkia]] ankehitriny)<ref><small>François Vouga, « Jean : auteur, destinataires, perspectives », dans Michel Quesnel et Philippe Gruson, ''La Bible et sa culture, vol. II'', Desclée de Brouwer, 2011, <abbr>p.</abbr> 415.</small></ref>, araka ny lovantsofina<ref><small>Raymond E. Brown, ''Que sait-on du Nouveau Testament ?'', Bayard, 2011 (1re éd. 1997) (<nowiki>ISBN 978-2-227-48252-4</nowiki>) <abbr>p.</abbr> 377.</small></ref>.
 
== Fizaràn'ny boky ==