Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
|||
Andalana faha-1:
[[Sary:Pasquale Ottino San Marcos escribe sus Evangelios al dictado de San Pedro Musée des Beaux-Arts, Bordeaux.jpg|vignette|''Manoratra ny Vaovao Mahafaliny i Marka araka ny soratononina ataon'i Petera,'' nataon'i Pasquale Ottino taimin'ny taonjato faha-17]]
Ny
Asehon'ny mpanoratra koa fa ny fahagagana nataon'i Jesosy dia tsy nataony hitadiavany laza: Fantatr'i Jesosy fa tsy maintsy hijaly izy. Izany no nahatonga ny mpanoratra haneho ny fiainan'i Jesosy ho toy ny fiomanany amin'ny hahafatesany. Imbetsaka i Jesosy no manambara mialoha ny hijaliany sy ny hahafatesany. Amin'ny mpanoratra dia vaovao tsara izany fahafatesany izany satria mahatanteraka ny faminanian'i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (Isaia 53.12): avy izy "hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro" (Marka 10.45) sady araka ny efa nambarany dia [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|hitsangana amin'ny maty]] izy satria tsy afaka ny hitoetra ao am-pasana ny Zanak'Andriamanitra.
Andalana faha-10:
Ny [[Protestantisma eto Madagasikara|Protestanta malagasy]] dia manoratra hoe ''Filazantsara araka an'i Marka'' na ''Filazantsara nosoratan'i Marka''. Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Katolika malagasy]] kosa dia manoratra hoe ''Evanjely araka an'i Masindahy Marka'' na ''Evanjely nosoratan'i Masindahy Marka''. Fiteny ihany koa ny hoe ''Vaovao Mahafaly araka an'i Marka'' na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Marka''.
== Ny amin'ny fiforonan'ny boky ==
=== Ny fanoratana ny boky ===
==== Ny mpanoratra ====
Araka ny [[lovantsofina]] dia i [[Marka (evanjelista)|Marka]], no nanoratra ny Filazantsara araka an'i Marka.
==== Ny fotoana nanoratana ====
Teo anelanelan'ny taona 60 sy 75 no nanoratana ny Filazantsara araka an'i Marka.
==== Ny toerana nanoratana ====
Araka an'i [[Klemento avy any Aleksandria]] dia tao Rôma no nanoratana ny Evanjelin'i Marka. Ny mpikaroka sasany anefa mihevitra fa mety tao [[Palestina]] na tao [[Siria (faritra)|Siria]] na tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] no nanoratana azy.
== Fizaràn'ny boky ==
|