Matio: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Picture changed for a better quality
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-11:
Ampitovina amin'i Levy zanak'i Alfeo i Matio satria atao hoe Matio koa ity lehilahy ity ao amin'ny Filazantsaran'i Matio nefa ireo andininy ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Filazantsaran'i Marka]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|an'i Lioka]] mitovy zavatra lazaina amin'io dia miantso azy hoe Levy. Ny Filazantsaran'i Marka dia miantso azy hoe Levy-Alfeo (Mar. 2.14).
 
Mpamory hetra tao [[Kapernaomy]] i Matio ary mety niandraikitra ny famoriana ny hetram-pampiasanpampiasàn-dalana aloa amin'i Heroda. Nahita fianarana ambony kokoa noho ireo apostoly mpanjono (i [[Petera]] sy i [[Andrea (apostoly)|Andrea]] sy i [[Jakoba zanak'i Zebedio|Jakoba]] zanak'i Zebedio ary i [[Jaona apostoly|Joany]] zanak'i Zebedio) i Matio. Tsy nitiavan'ny [[Jiosy]] azy io asa sahaniny io satria heverin'ny Jiosy ho mpamadika ny mpiray tanindrazana na mpiasan'ny fanjakana romana mpibodo tany ny mpamory hetra.
 
== I Matio sy ny Filazantsara araka an'i Matio ==