Fahagagana nataon' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Ny [[Evanjely]] dia ahitana karazana fahagagana telo notanterahin'i Jesoa, dia ny [[fandroahana fanahy ratsy]] sy ny fanasitranana aretina ary ny fanehoana zava-mahatalanjona eo amin'ny zavaboary <ref name=":0"><small>Funk, Robert W. and the Jesus Seminar. ''The acts of Jesus: the search for the authentic deeds of Jesus.'' HarperSanFrancisco. 1998. Introduction, p. 1–40</small></ref>. Ao amin'ny [[Evanjelin'i Joany]] dia antsoina hoe "famantarana" ny fahagagana sady io evanjely io dia manantitra ny asan'Andriamanitra izay ao ambadik'ireo fahagagana ireo<ref><small>William Temple, ''Readings in St John's Gospel'' (p. 33)</small></ref>. Ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia ny [[fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty]] no fahagagana lehibe indrindra ka io no ivon'ny finoan'ny Kristiana. Ao amin'ny Testamenta Vaovao i Jesoa dia manazava fa ny fahagagana dia tenteraka amin'ny alalan'ny finoana an' Andriamanitra, araka ny hita ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]] (Matio 17.20)<ref name=":0" /><ref><small>"''Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erỳ , dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao''." (Matio 17.20).</small> </ref>.
 
== Lisitr' ireo fahagagana nataon' i Jesoa ==
{| class="wikitable"
|'''<small>Laharany</small>'''