Eosebiôsy avy any Kaisarea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Eosebio avy any Kaisarea ho Eosebiosy avy any Kaisarea i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''Eosebiosy avy any Kaisarea''' na '''Eosebiosy Pamfily''' dia mpanao asa soratra teraka ny 265 ary maty ny 340. Mety tao [[Palestina]] no nahaterahany. Mpianatr'i [[Origenesy]] izy ary lasa evekan'i [[Kaisarea]] taty aoriana. Tsy isan'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] na Aban'ny Eglizy izy nefa heverina fa "rain'ny tantaran'ny Fiangonana".
 
Atao hoe Εὐσέϐιος / ''Eusebios'' ny anarany amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] fa ''Eusebius Pamphili'' kosa amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]].