Fanjakan' i Israely (Samaria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms of Israel and Judah map 830.svg|vignette|391x391px|Fanjakan'i Israely sy Fanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-9 tal. J.K. ]]
Ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|'''Fanjakan'i''' '''Israely''']] na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|'''Fanjakan'i''' '''Samaria''']] na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|'''Fanjakana''' '''Avaratra''']] dia fanjakà-mpanjaka tao [[Atsinanana Akaiky|Atsinanana-Akaiky]] [[Andro Taloha|taloha]] izay naorin'ny Israelita tao amin'ny tapany avaratr'i [[Palestina]] tamin'ny [[Andron'ny Vy]]. Naharitra 200 taona io fanjakana io, izay nisy nanomboka tamin'ny taonjato faha-10 tal. J.K. sy rava tamin'ny taonjato faha-8 tal. J.K. (taona 930 - 720 tal. J.K.).
 
Ny mpahay tantara dia manome anarana azy hoe "Fanjakan'i Samaria" na "Fanjakana Avaratra" mba tsy hifangaroany amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] ao atsimo na ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] fony mbola nitambatra. Araka ny [[Baiboly]] dia nandimby ny Fanjakan'i Israely mitambatra sy ny [[Fanjakan'i Jodà|an'i Jodà]] izy. Atao hoe "Efraima" koa izy indraindray.