Fanjakan' i Israely (Samaria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms of Israel and Judah map 830.svg|vignette|391x391px|Fanjakan'i Israely sy Fanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-9 tal. J.K. ]]
Ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|'''Fanjakan'i''' '''Israely''']] na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|'''Fanjakan'i''' '''Samaria''']] na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|'''Fanjakana''' '''Avaratra''']] dia fanjakà-mpanjaka tao [[Atsinanana-Akaiky]] [[Andro Taloha|taloha]] izay naorin'ny Israelita tao amainamin'ny tapany avaratr'i [[Palestina]] tamin'ny [[Andron'ny Vy]]. Naharitra 200 taona io fanjakana io, izay nisy nanomboka tamin'ny taonjato faha-10 tal. J.K. sy rava tamin'ny taonjato faha-8 tal. J.K. (taona 930 - 720 tal. J.K.).
 
Ny mpahay tantara dia manome anarana azy hoe "Fanjakan'i Samaria" na "Fanjakana Avaratra" mba tsy hifangaroany amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] ao atsimo na ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] fony mbola nitambatra. Araka ny [[Baiboly]] dia nandimby ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely mitambatra]] sy ny [[Fanjakan'i Jodà|an'i Jodà]] izy. Atao hoe "Efraima" koa izy indraindray.
 
Maro ireo tarifianakavia-mpanjaka nifandimby nitondra tao amin'io fanjakana io. I [[Sikema]] no renivohiny talohan'ny nisafidianan'i [[Jeroboama I|Jeroboama]] an'i Tirtsa (na Tirza). Taty aoriana dia nanorina ny tanànan'i [[Samaria]] i [[Omry]] ka lasa renivohitry ny fanjakana io tanàna io hatramin'ny nanorenana azy ka hatramin'ny [[Fahababoana tany Asiria|namaboan'ny Asiriana]] azy.
 
Tsy tena tsara ny filazan'ny [[Baiboly]] ny amin'ity fanjakana ity noho ny vahoaka nonina tao sy ny mpanjakany lazainy fa nanalavitra ny fampianaran'i [[Mosesy]] (na [[Môizy]]) tamin'ny [[Fanompoan-tsampy|fanompoan'izy ireo sampy]]. LasanNoravàn'ny [[Asiria|Asiriana]] tamin'ny taona 720 tal. J.K. ny Fanjakan'i Israely.
 
== Fokon'i Israely tao amin'ny Fanajakana Avaratra ==