Liberio (papa): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
I '''Liberio''' dia [[eveka]]<nowiki/>n'i Rôma izay nanomboka nisahana izany asa izany tamin'ny 17 May 352 sady heverina araka ny lovantsofina katolika fa [[papa]] faha-36. Tsy fantatra ny fotona nahaterahany. Maty tamin'ny 24 Septambra izy.
 
Tamin'ny fotoana nisian'ny fahasahiranana nateraky ny fielezan'ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]] tamin'ny androny, izy dia isan'ny mpitarika ny antoko [[Konsily tao Nikea|nikeana]] (na niseana) izay nanohitra ny antoko ariana notohanan'ny emperora [[Konstantio II]], izay nahatonga azy ho natao sesitany. Nanaraka ny fampianarana arianista nomban'ity emperora ity avy eo i Liberio, nefa rehefa maty ny emperora dia nanaraka ny fampianarana nikeana amin'izay izy.
 
I Liberio no eveka voalohany niantso ny tenany ho "evekan'ny Fiketrahana apostolika", manam-pahefana ara-panahy ao Rôma. Ny fitondrana maha papa azy anefa nomarihin'ireo fivadihan-kevitra tampoka sy ny fahasarotan'ny fihazonana ny firaisan'ny fiangonana kristiana isan-toerana.