Kônstantino I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-23:
 
=== Fanavaozana ===
Ny emperora Konstantino I dia nanao fanavaozana teo amin'ny politika ara-tafika sy ara-pivavahana ary ara-toekarena, izany no nahafahany namondrona ho eo ambany fahefany irery ilay Empira romana efa malemy sady nizarazara. Noreseny i MaksetioMaksentio (latina: ''Marcus Aurelius Valerius Maxentius'') tamin'ny taona 312 tamin'ny ady tao Milvio, sy i Likinio (latina: ''Flavius Galerius Valerius Licinianus Licinius'') tamin'ny taona 324 tamin'ny ady tao Andrinopolisy.
 
=== Fanalalahana ny fivavahana ===
Nanomboka ny fahalalahananfahalalahan'ny fivavahan'ny tsirairay tamin'ny androny, ka tapitra hetreohatreo ny fanenjahanafanenjehana ny Kristiana tamin'ny alalan'ny Didin'i Milano tamin'ny taona 313. Natsahany ny tsy fifanarahana teo amin'ny [[Fiangonan'ny Atsinanana]] tamin'ny nampanaovany ny [[Konsily voalohany tao Nikea|Konsily tao Nikea]] tamin'ny taona 325, ka izany no niantombohan'ny fahefany tamin'ny raharaham-pivavahana, izany no atao hoe [[kaisaropapisma]] na sezaropapisma. Ireo fanavaozana sy fanitsiana nataony ireo dia nanampy ny firoborobon'ny [[fivavahana kristiana]], izay lasa fivavahany taty aoriana, ka iheverana azy ho isan'ny olo-masina ao amin'ny Fiangonana ortodoksa.
 
=== Fampandrosoana ara-toekarena ===
Afaka namboatra vola marimarin-toerana izyi Konstantino tamin'ny taona 312, dia ny ''solidus''. Nandroso ny fitantanana ny raharaham-panjakana foibe. Voarony tamin'ny [[Franka]] sy ny [[Alamàna]] sy ny [[Sarmatiana]] sy ny Goty[[Gôty]] ary ny [[Sasanida]] ny sisin-tanin'ny fanjakany.
 
== Jereo koa ==