Isaaka zanak' i Abrahama: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Isaak zegent Jakob Rijksmuseum SK-A-110.jpeg|vignette|''Mitsodrano an'i Jakoba i Isaka'', nataon'i Govaert Flinck (1638)|289x289px]]
I [['''Isaka zanak'i'' na Abrahama|'''IsakaIsaaka''']] dia lehilahy voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] ho zanak'i [[Abrahama]] sy i [[Saraha]] sady rahalahy tsy iray reny aminy i [[Ismaela]]. Nanambady an'i [[Rebeka]] izy ka niteraka an'i [[Esao]] sy i [[Jakoba (patriarka hebreo)|JakobaJakôba]].


Nanohy ny fivavahan-drainy amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] tokana izy ([[monoteisma]]) i Isaaka sady nampita izany tamin'ireo zanany, indrindra tamin'i [[Jakoba (patriarka hebreo)|JakobaJakôba]] izay atao hoe koa Israely. Niampita taminy ny tsodrano azon'i Abrahama sy ny fampanantenan'Andriamanitra ny tany [[Kanaana (faritra)|KananaKanaana]] ho an'ny taranany izy; nampitainy tamin'ny iray amin'ireo zanany izany rehetra izany, dia i JakobaJakôba izay nahazo izany am-pitaka. Ny Baiboly no mitantara izany rehetra izany nefa ny boky masina hafa toy ny [[Kor'any]] koa dia manana ny fomba fitantarany azy.
 
Ny lahatsoratra telo ao amin’ny [[bokin'ny Genesisy]] (na Jenezy) no miresaka azy, izay samy manana ny fomba fitantarany azy: Gen. 17.17 (tahirin-kevitry ny mpisorona) sy Gen. 18.12 (tahirin-kevitra iahvista) ary Gen. 21.6 (tahirin-kevitra elohista). Izany dia miresaka ankolaka ny maha zana-behivavy momba an’Isaka.
 
Ireo lahatsoratra hita tao Ogarita dia miresaka ny amin’ny tsikin’ilay andriamanitra El. Misy tantara huro-hitita izay miresaka ny amin’ny ray izay nampitoetra ny zanany vao teraka teo amin’ny lohaliny sady nifaly noho ny aminy. Izany rehetra izany dia mety manana heviny am-panoharana na tsia, nefa tsy zava-mahazatra amin’ny fanonezana anarana ny zazakely ka azo hazavaina toy izany koa ny anaran’i Isaaka.
 
Ao amin’ny fitantaran’ny Genesisy, i Isaaka, izay nampanantenain’Andriamanitra an’i Abrahama (Gen. 21.1-8), dia nanambady an’i Rebekan (Gen. 24). Tsy dia misongadina loatra i Isaka raha mitaha amin’I Abrahama sy i Jakôba. Ny fitantarana mahakasika azy dia mifamatotra amin’ireo lava-drano fantsakana sy ny fitoerana masina hita nanodidina an’I Gerara sy I Beersabe ao amin’ny faritra atsimin’i Palestina (Gen. 26). Rehefa nalamina ny tetiaran’ny Patriarka, izay nanandratra ny famondronana ho foko, dia maro ireo lovantsofina izay momba azy manokana izay novena hahakasika an’i Abrahama, ilay razam-be. Ny fahatsiarovana an’I Isaaka dia mifamatotra amin’ny fitahntarana malaza sy mampihetsi-po momba ilay fanaovan-tsorona an’I Isaaka, izay mahakasika an’i Abrahama aloha, izay nozahan’Andriamanitra toetra (Gen. 22). Mahagaga ihany ny mahita ny fivoaran’ny tantara ao amin’ny soratry ny raby: tsy zaza intsony i Isaaka fa olon-dehibe matanjaka (37 taona), ka tsy tokony ho azon-drainy fatorana,tsy an-tsitrapo, dia ny rainy izay efa antitra. tamin’izy nofatoran-drainy izay efa antitra. Hamafisina araka izany ny fanoloran-tena an-tsitrapo nataon’ilay zanaka hatao sorona, izay noraisin’ny Kristiana hanoharana ara-tandindona an’i Jesoa (na Jesosy) izay nanolo-tena hatao sorom-panavotana ho an’nyolombelona rehetra.
 
Ao amin’ny soratr’i Filo avy any Aleksandria (''De Cherubim'' sy ''De Abrahamo'') dia manao heviteny ny amin’ny fahaterahan’ny Patriarka ka mihevitra izany ho fiterahan’Andriamanitra ny hasina ao amin’ny fanahin’ny olombelona, izay niova tsikelikely hanam-pahafahana hahazo ny toetra tongalafatra tandindomin’i Isaaka, na koa handray ny fanomezam-pahasoavan’ny fahatongalafatra, izay tsy maintsy avy amin’Andriamanitra irery ihany.