Aleksandria: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Alexandria ho Aleksandria i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
{{coord|31.201760|29.915820}}
[[Sary:AlexStanleyBridge.jpg|vignette|466x466px|Tetezana ao Aleksandria]]
{{infobox tanàna
I '''Aleksandria''' dia tanàna ao [[Egipta]]. Tamin'ny taona 2010 dia nisy mponina miisa 4 300 000 tao. I [[Aleksandra Lehibe]] no nanorina azy tamin'ny taona 3231 tal. J.K. Tamin'ny [[Andro Taloha]] dia renivohi-pirenena izy, sady ivon'ny raharaham-barotra (seranan-tsambon'i Egipta) sady iray amin'ireo ivon'ny kolontsaina helenistika tao amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]] noho ny fisian'ny trano fitehirizam-boky nisy tao aminy sady nampalaza azy. Atao hoe Ἀλεξάνδρεια / ''Alexándreia'' izy amin'ny [[teny grika]] fa الإسكندرية / A''l-ʾIskandariyya'' kosa amin'ny [[teny arabo]]. Amin'ny teny arabo egiptiana izy dia atao hoe اسكندرية‎ / ''Eskendereyya.'' Ankehitriny dia izy no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Egipta aorian'i [[Kairo]].
 
Ny tanànan'i Aleksandria dia ao andrefan'ny fivarinan'i [[Nily]] any an-dranomasina, eo anelanelan'ny farihy Mareotis sy ny nosy Pharos. Ity nosy ity dia nifandray amin'ilay tanàna tamin'ny alalan'i Heptastadio (grika: Ὲπταστάδιον / ''Heptastadion''), karazana fefiloha sy fantson-drano, nahafahana nanao fanitarana ny tanàna sy ny fanorenana serana-tsambo roa.{{infobox tanàna
|anarana = Aleksandria
|velarantany =
Ligne 9 ⟶ 12 :
|sary =
}}
 
'''Aleksandria''' dia tanàna ao amin'ny faritra Aleksandria ao [[Ejipta]].
 
== Jeografia ==